# niaraka tamin'ny akanjony rovitra sy vovo-tany teo an-dohany Fomba fanehoana fisaonana lalina araka ny kolotsain'ny Israelita io. # nangorohoro ny amin'ny Io dia fomba fiteny izay midika fa raiki-tahotra na niahiahy mafy mahakasika ny zavatra iray izy. # tanàna iray manontolo Fibangoan-teny ilazana ny "vahoaka rehetra ao amin'ny tanàna io."