# Tonga i Yaveh ka nitsangana Ireo mety ho heviny dia 1) Tena niseho tokoa Yaveh ary nitsangana teo anoloan'i Samoela na 2) Nataon'i Yaveh fantatr'i Samoela ny fanatrehany. # ny mpanomponao Miteny amin'i Yaveh toy ny hoe olon-kafa i Samoela mba hanehoa fanajana ho an'i Yaveh. DH: "aho" # ny sofin'izay rehetra mandre izany dia hangorintsina Eto ny hoe "sofina ... hangoritsina" dia fomba fiteny izay midika fa ho voadonan'izay reny ny olon-drehetra. DH: "izay handona ny olon-drehetra izay mandre izany" # hangorintsina Fahatsapana toy ny hoe nisy nipaika moramora tamin'ny zavatra kely maranitra izany, matetika nohon'ny hatsiaka na satria nisy namely io ampahan'ny vantana io tamin'ny tanany.