# Indro "Henoy tsara izay ho lazaiko" na "Zava-dehibe tokoa izay ho lazaiko" # hanapahako ny herinao sy ny herin'ny ankohonan'ny ny razambenao Ny teny hoe "hanapahako ny herinao" dia mety ho fanalefahan-teny ilazana ny fahafatesan'ny lehilahy mahery sady tanora; ny teny hoe "ny ankohonan'ny rainao" dia ilazana ny hoe "fianakavianao." DH: "Hovonoiko ianao sy ny taranaka lahy tanora sy mahery eo amin'ny fianakavianao" # ho tratra antitra "ho lahy antitra" # ataoko pahina ny masonareo "hahatonga anao tsy hahita" na "hahajamba anao"