# ankohonany Ny teny hoe "ankohonana" dia fibangoan-teny ilazana ny olona mipetraka ao amin'ilay trano. DH: "ny fianakaviany" # mandra-pisara-nono tsy misotro ronono ary manomboka mihinana vetin-kanina # mba hahafahany miseho eo anatrehan'i Yaveh ary hitoetra any mandrakizay Nampanatena tamin'Andriamanitra i Hana fa havelany hitoetra sy hiasa miaraka amin'i Ely mpisorona ao an-tempoly i Samoela (1:11). # nitaiza ny zanany lahy "nampinono ny zanany"