# nahatsiaro azy Fantatr'Andriamanitra ny nanjo an'i Hana; tsy nohadinoiny akory. Misy teny mitovy amin'izay ao amin'ny 1:11. # nitoe-jaza i Hana "lasa bevohoka i Hana"