# Hataon'ireo andriamanitra amiko anie izany, eny mihoatra noho izany aza Ity dia fampitahana natao ho fianianana hentitra. "hamono ahy anie ireo andriamanitra ary dia hanao zava-dratsy amiko. # raha tsy hataoko ho toy ny ain'ny anankiray tamin'ireny mpaminany izay maty ireny ny ainao "raha tsy mamono anao tahaka ny namonoanao ireo mpaminany aho" # dia nitsangana izy "dia niharina izy"