# vato roa ambin'ny folo "vato 12" # tamin'ny anaran'i Yaveh "Anarana" dia sarinteny amin'ny voninahitra sy laza. Mety midika hoe 1) "manome voninahitra an'i Yaveh" na 2) "amin'ny fahefan'i Yaveh." # hady vavan-drano kely iray hitazomana ny rano # voan-javatra indroan'ny famarana. Ny famarana iray dia marim-pandrefesana mitovy manodidina ny 7.7 litatra. D.H: "voa manodidina ny 15 litatra"