# Fampifandraisana foto-kevitra: Ny toko faha 15 sy faha 16 ambiny dia mahakasika ny mpanjakan'Israely. Ireo tranga ireo dia niseho raha mbola velona i Asa mpanjakan'ny Joda. # tamin'ny taona faharoa nanjakan'i Asa mpanjakan'i Joda Ity dia maneho ny taona faharoa amin'ny fanjakan'i Asa. D.H: "rehefa mpanjakan'ny Joda nandritry ny roa taona maninjitra i Asa." # nanjaka tamin'ny Israely nandritra ny roa taona izy "Nabada dia nanjaka teo amin'Israely roa taona" # Nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh izy Ny mason'i Yaveh dia maneho ny fitsaràny. D.H: "izay ratsy teo amin'ny fitsaran'i Yaveh" na "izay heverin'i Yaveh ho ratsy" # nandeha tamin'ny lalan-drainy Ny fandehanana dia maneho toetra. D.H: "ireo zavatra mitovy izay vitan'ny rainy." # sy tamin'ny fahotany Ny fandehananyamin'ny azy manokana dia midika fahotàna amin'ny fomba nanotan'ny rainy izay avy amin'ny fomba samihafa. D.H: "ary nanota tamin'ireo fombany izy." # izay nitarihany ny Israely hanota. Fitarihana ny olona hanao zavatra dia maneho fitaomana azy ireo hanao izany. D.H: "ary tamin'ny alalan'ny fihiràna, no nitaona an'Israely hanota izy."