# Tamin'ny taona fahavalo ambin'ny folo nanjakan'i Jeroboama zanaka lahin'i Nebata ity dia maneho ny faha valo amin'ny folo taona nanjakan'i Rehoboama mpanjaka. D.H: "Taorian'ny naha mpanjaka an'Israely an'i Jeroboama tamin'ny taona fahavalo ambin'ny folo" (UDB) # Tamin'ny taona fahavalo ambin'ny folo "Tamin'ny taona 18" # Nandeha tamin'ny fahotana rehetra izy Ny fandehanana dia maneho fiainana, ary ny fandehanana amin'ny fahotàna dia maneho ireo fanaovana ireo fahotàna. D.H: "Manohy ny hampihatra ireo fahotàna rehetra i Abia." # ny fahotana rehetra izay nataon-drainy talohan'ny fotoany izy Satria ireo andiany ireo dia maneho ireo mpanjaka maro. Ity vaovao ity dia azo hazavaina tsara. D.H: "ity dia Rehoboama, ray, efa nanota talohan'ny fotoan'i Abia." # fotoany izy Ity andian-teny ity dia maneho ny fotoana izay naha mpanjaka azy. Ny dikan-tenin'izany dia vitamazava tsara. D.H: "talohan'ny naha mpanjaka an'i Abia." # ny fony dia tsy mba voatokana ... tahaka ny fon'i Davida Ny fo dia maneho ny tenan'ny olona manontolo. D.H: "Abia dia tsy notokanana... tahaka an'i Davida"