# Iraika amby efapolo taona...fito ambin'ny folo "41 taona...17 taona" # hametrahana ny anarany Eto ny hoe "hametrahana ny anarany" dia sarinteny hilazana ny "fitoerana" ary manondro ny tempoly izay nanompoana an'i Yaveh. DH: "izay nitoeran'i Yaveh" na "izay nanompoana". # Ny anaran'ny reniny Eto ny hoe "-izy" dia manondro an'i Rehoboama. # Nama Io dia anaram-behivavy. # Nanao...Joda Eto ny hoe "Joda" dia manambara ny vahoakan'i Joda. DH: "Nanao...ny vahoakan'i Joda" # izay ratsy teo imason'i Yaveh Ny hoe "imason'i" Yaveh dia manambara ny fitsaran'i Yaveh sy ny tomban'ezany. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 11:5. DH: "izay ratsy teo amin'ny fitsaran'i Yaveh" na "izay noheverin'i Yaveh ho ratsy" # nampiteraka fahasarotam-piaro ho Azy Ny anarana hoe "fahasarotam-piaro" dia afaka adika ho tambiteny. DH: "nahatonga azy ho saro-piaro izy ireo"