# Tapanesa Io dia anaram-behivavy. # Genobata...Hadada Ireo dia anaran-dehilahy. # nodimandry any amin'ireo razany i Davida Io dia fomba mihaja hilazana fa maty i Davida. DH: "maty Davida"