# anton'ny fitakiana amin'ny asa izay napetrak'i Solomona Mpanjaka "ny antony izay nahatonga ny Mpanjaka solomona hitaky ny olona hiasa" # mba hananganana an'i Milo Ireo mety ho heviny dia 1) "hananganana ny lavarangana" na "hananganana ny manda" # Niakatra i Farao mpanjakan'i Egypta Ny olona dia sarinteny ho an'ny tafika izay nobaikony. D.H: "Ny tafik'i Farao, mpanjakan'ny Egypta, dia efa niakatra"