# izy dia nanao Eto ny teny "izy" maneho an'i Hirama sy ireo mpanampy azy. # ireo fitaovana hafa rehetra "ireo fampiharana rehetra." # varahina voakosoka varahana izay nokosehina mba ho taratrin'ny hazavàna