# Toy izany koa, namboarin'i Solomona tamin'ny hazo oliva ireo andrim-baravarana fidirana ao an-tempoly izay mizara efatra 34ary ny varavarana roa dia hazo kypreso. "Solomona dia nanamboatra tolanam-baravarana tamin'ny hazo oliva amin'ny fidiranana eo amin'ny tempoly, miaraka amin'ny ampahany efatra sy varavaram-be roa vita amin'ny hazo kypreso, tamin'ny fomba mitovy." # ampahany efatra akanjo fotsy toy ny nify # Ireo kopaka roan'ny varavarana Ny varavarana tsirairay dia midika fa ny varavarana dia misy ampahany roa mifandray amin'ny alalan'ny molony afahan'izy ireo mamoritra azy miaraka.