# Tonga ny tenin'i Yaveh izany dia fomba fiteny izay ampiasaina mba hampafantarana zavatra izay nambaran'Andriamanitra ny mpaminaniny na ny olony. D.H: "Nilaza izao hafatra izao i Yaveh" na "Nilaza izao teny izao i Yaveh" # handeha araka ny lalàko Ny teny hoe "handeha" dia .... ny "fiainana" na "fankatoavana." D.H: "ankatoavy mandrakariva ny lalàko rehetra" # hanao ny rariny Ireo mety ho heviny dia 1) "tandremo ny lalàko rehetra" na 2) "ento amin'ny fahamarinana ireo olona izay tandremanao." # hitandrina ny didiko rehetra ary hanaraka izany Ireo andian-teny roa ireo amin'ny ankapobeny dia midika zavatra mitovy ary manasongadina ny maha zava-dehibe ny fankatoavana ireo didin'Andriamanitra. D.H "ankatoavy tsara izay asaiko ataonao" # hamafisiko aminao ny fampanantenana izay nataoko tamin'i Davida rainao "hataoko ny zavatra rehetra izay nampanantenaiko an'i Davida rainao izay tokony hataoko aminao"