# Famapahafantarana amin'ny ankapobeny: Solomona mpanbjaka dia manambara fitsràna eo amin'ny Simey amin'ny fandaozany an'i Jerosalema. # Nahoana ary ianao no tsy mitàna ny fianiananao ... ianao? Mety midika hoe 1) Solomona dia mangataka valim-panontaniana na 2) D.H: "Efa nanao ratsy tamin'ny famotehana ny voady... ianao." # ho averina eo ambony lohanao ny haratsiam-panahinao. Eto ny loha dia sarinteny amin'ny olona, ary ny haratsiam-panahy dia voalaza toy zavatra mafy na ranon-javatra afaka apetraka eo ambony lohan'olona. D.H: "hitazona anao hiandraikitra ho an'ny haratsiam-panahy rehetra."