# Famapahafantarana amin'ny ankapobeny: Solomona mpanjaka dia Handidy an'i Benaia hamono an'i Joaba. # Tonga tany amin'i Joaba ireo vaovao "ren'i Joaba izay nataon'i Solomona taorian'ny nahalasany mpanjaka." # ny tandroky ny alitara Ireo tandroka tao amin'ny alitara dia manamarika ny herin'i Yaveh sy ny fiarovany. # Nolazaina tamin'i Solomona Mpanjaka fa i Joaba dia nandositra D.H: "Ny olona dia nilaza tamin'i Solomona mpanjaka fa nandositra i Joaba"