# tsy mety simba ity vatana mety simba ity "tsy mety lo izany vatana izany ... tsy mety lo." Jereo izay ao amin'ny 15:42. # Ry fahafatesana, aiza ny fandresenao? Ry fahafatesana, aiza ny fanindronanao? Paoly dia milaza izany mba hanamavoana ny herin'ny fahafatesana izay efa resin'i Kristy. DH: "Ny fahafatesana dia tsy manam-pandresena. Ny fahafatesana dia tsy manana fanindronana."