# Izay nafafinareo dia tsy ny vatana izay ho avy Mampiasa sarinteny momba ny voa indray i Paoly mba hilazana fa Andriamanitra dia hanangana ny vatana mangatsiakan'ny mpino, fa izany vatana izany dia tsy ho tahaka ny teo aloha. # Izay nafafinao Ataon'i Paoly toy ny miresaka amin'ny olona iray ny miresaka amin'ireo Korintiana, ka "ianao" no ampiasaina eto. # Andriamanitra hanome ny vatana araka izay nosafidiany "Andriamanitra dia hanapa-kevitra izay karazam-batana homeny" # nofo Raha ny resaka momban'ny biby, "ny nofo" dia afaka adika toy ny hoe "vatana," "hoditra," na "hena."