# Inona izany no manaraka "Satria marina ny zavatra rehetra izay efa nolazaiko anareo, dia izao no tokony hataonareo" # handika ny teny izay voalaza DH: "mandika izay nolazain'izy ireo" # fandikan-teny ... handika teny Izany dia filazana izay lazain'ny olona amin'ny fiteny iray amin'ny olona hafa izay tsy mahazo izany fiteny izany. Jereo ny fomba nandikana izany ao amin'ny 2:12.