# Izay maminany dia lehibe kokoa Hantitraterin'i Paoly fa ny fanomezam-pahasoavan'ny faminaniana dia lehibe kokoa noho ny fanomezam-pahasoavan'ny fiteny. DH: "Ilay iray izay maminany dia manana fanomezam-pahasoavana lehibe kokoa" # mandika teny Izany dia filazana izay nolazain'ny olona tamin'ny fiteny iray amin'ny olona hafa izay tsy mahazo izany fiteny izany. Jereo ny fomba nandikanao izany ao amin'ny 2:12. # inona no tombon-tsoa omeko anareo amin'izany Afaka atao fanambarana tsotra izany. DH: "tsy hahazo tombony amiko ianareo" na "tsy nahavita na inona na inona izay manampy anareo aho"