# rantsana mitovy Ny teny hoe: "rantsana" dia hilazana ny rantsam-batana amin'ny ankapobeny, toy ny loha, sandry, na lohalika. DH: "ny rantsam-batana mitovy" # aiza no hisy ny vatana? Afaka atao fanambarana tsotra izany. DH: "tsy hisy vatana"