# tsy tokony hanarona ny lohany DH: "Ireo mety ho dikany: 1) tsy voatery manarona ny lohany" na "2) "tsy mila manarona ny lohany" # voninahitry ny lehilahy Toy ny lehilahy izay hitarafana ny fahalebiazan'Andriamanitra, ny vehivavy dia taratry ny toetry ny lehilahy. # Fa ny lehilahy dia tsy natao avy tamin'ny vehivavy. Fa kosa, ny vehivavy no natao avy tamin'ny lehilahy Andriamanitra namorona ny vehivavy tamin'ny fangalana taolana avy amin'ny lehilahy ary nanamboatra ny vehivavy tamin'izany taolana izany. Afaka atao hoe: DH: "Andriamanitra dia tsy nanao ny lehilahy avy tamin'ny vehivavy. Fa kosa, nanao ny vehivavy avy tamin'ny lehilahy"