# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Taorian'ny nampatsiahivana azy ireo hanaraka azy araka ny fomba hanarahany an'i Kristy, Paoly dia manome torolalana manokana amin'ny fomba fiainan'ny vehivavy sy lehilahy amin'ny maha-mpino. # mahatsiaro "mieritreritra" na "mihevitra" # Ary tiako ho Ireo mety ho dikany: 1) "Noho izany, dia tiako na 2) "Kanefa, tiako." # no lohan'ny manana fahefana eo amin'ny # ny lahy no lohan'ny vavy Ireo mety ho dikany: 1) ny lehilahy dia manana fahefana eo amin'ny vehivavy" na 2) "ny lehilahy dia manana fahefana amin'ny vadiny" # misaron-doha "ary manao toy izany aorian'ny nametrahany lamba na voaly eo amin'ny lohany" # manala voninahitra ny lohany Ireo mety ho dikany: 1) "mitondra fahafaham-baraka ho azy" na 2) "mitondra fahamenarana ho an'i Kristy, izay lohany."