# moa ve ireo izay mihinana ireo fanatitra tsy mpandray anjara eo amin'ny alitara? Mampatsiahy an'ireo Korintiana ny zavatra efa fantatr'izy ireo i Paoly mba hahafahany manome fampahafantarana vaovao. DH: "Ireo izay mihinana ireo fanatitra dia miombona amin'ny asa sy ny fitahian'ny alitara" # Inona ary no ho lazaiko? Mampatsiahy an'ireo Korintiana ny zavatra efa fantatr'izy ireo i Paoly mba hahafahany manome fampahafantarana vaovao. DH: "Mba hanehoana izay lazaiko" na "Izao no tiako ho lazaina." # Hoe tsy misy dikany ve izany ny sampy? Tian'i Paoly ireo Korintiana mba hamaly ny fanontaniana ao an-tsain'izy ireo mba tsy hilazany izany amin'izy ireo. DH: "Fantatrareo fa izaho dia tsy miteny hoe ny sampy dia zavatra tena misy." # Sa ny sakafo izay natao fanatitra tamin'ny sampy no tsy misy dikany? Tian'i Paoly ireo Korintiana mba hamaly ny fanontaniana ao an-tsain'izy ireo mba tsy hilazany izany amin'izy ireo. DH: "Fantatrareo fa izaho dia tsy miteny hoe ny sakafo izay atao sorona ho an'ny sampy dia tsy manan-danja."