# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Mampatsiahy azy ireo ny ohatra momba ny faharatsiana sy ny fanompoan-tsampy niainan'ireo Jiosy razan'izy ireo taloha i Paoly. # ireo raintsika Paoly dia maneho ny andron'i Mosesy ao amin'ny bokin'ny Eksodosy rehefa nandositra namakivaky ny Ranomasina mena nohon'ny fanenjehan'ireo miaramila Egyptiana ny Israely. Ny teny hoe: "-ntsika" dia manondro ny tenany sy ireo Korintiana. # namakivaky ny ranomasina Izany ranomasina izany dia fantatra amin'ny anarana hoe: Ranomasina Mena. # namakivaky "nandeha namakivaky" # Ny rehetra dia natao batisa ho amin'i Mosesy "Nanaraka izy rehetra ary nanolo-tena ho an'i Mosesy" # tao amin'ny rahona tamin'ny rahona izay naneho ny fanatrehan'Andriamanitra ary nitarika ireo zanak'Israely nandritra ny andro # nisotro ranom-panahy mitovy ... vatolampim-panahy "Nisotro ilay rano izay navoakan'Andriamanitra tamin'ny fomba nihoatra ny voajanahary ary tamin'ny vatolampy ... vato mihoatra ny voajanahary" # dia Kristy izany vatolampy izany DH: "Kristy no niasa tamin'izany vatolampy izany"