# Moa ve tsy fantatrareo fa ... Andriamanitra? ... tsy anareo ny tenanareo? Manohy ny fampianarany amin'ireo Korintiana amin'ny fanamafisana izay efa fantatr'izy ireo i Paoly. DH: "Te-hampatsiahy anareo aho ... Andriamanitra ary ianareo dia tsy fanananareo." # ny vatanareo ny vatan'ny kristiana tsirairay dia tempolin'ny Fanahy Masina # tempolin'ny Fanahy Masina Ny tempoly dia natokana ho an'ireo olon'Andriamanitra, ary ao amin'izany ihany koa no hitoeran'izy ireo. Tahaka izany ihany koa, ny vatan'ireo mpino Korintiana tsirairay dia toy ny tempoly satria ny Fanahy Masina dia ao anatiny. # Fa olom-boavidy ianareo Andriamanitra dia nanonitra ny fahafahanareo Korintiana tamin'ny fanandevozan'ny fahotana. Azo adika hoe: "Andriamanitra nividy ny fahafahanareo" # Noho izany "Satria marina izany"