# Tsy tsara ny fireharehanareo "Ratsy ny fireharehanareo" # Tsy fantatrareo ve fa ny lalivay kely dia manova ny mofo manontolo? Tahaka ny fiparitahan'ny lalivay kely amin'ny mofo manontolo, no fiantraikan'ny fahotana kely eo amin'ny fiaraha-monin'ny mpino rehetra. # Kristy, ilay Zanak'ondrintsika tamin'ny Paska, dia natao sorona Tahaka ny fandrakofan'ny zanak'ondrin'ny Paska amin'ny finoana isan-taona ny fahotan'Israely, no nandrakofan'ny fahafatesan'i Kristy mandrakizay ihany koa ny fahotan'izay rehetra matoky Azy amin'ny finoana. DH: "Nataon'ny Tompo sorona i Kristy, ilay zanak'ondrin'ny Paska ho antsika"