# Izahay dia adala ... nalaim-baraka Mampiasa fanesoana i Paoly mba hahamenatra ireo Korintiana mba hiheveran'izy ireo izay lazainy. # Ianareo dia nomem-boninahitra "Ny olona dia mitondra anareo Korintiana toy ny hoe olona manan-danja" # fa izahay kosa nalaim-baraka "manala baraka anay apostoly ny olona" # Mandrak'ankehitriny "Hatramin'izao" # voakapoka mafy Izany dia hilazana ny famelezana amin'ny tanana, fa tsy amin'ny karavasy na langilangy. Azo adika hoe: "Kapohin'ny olona izahay" # tsy manan-kialofana Ny tian'i Paoly ho lazaina dia hoe: manana toerana hialofana izy ireo, nefa izy ireo dia mifindrafindra amin'ny toerana iray mankany amin'ny toerana iray hafa. Tsy manana trano fonenana manokana izy ireo.