# ireo fitsipika Ireo dia fitsipika manokana momba ny hoe ahoana no tokony hiasan'ireo mpisorona sy ireo Levita ao amin'ny tempoly. # ireo fizarana Izany dia ilazana ireo vondrona izay narindran'ireo mpisorona sy ireo mpiasan'ny tempoly hafa mba hanaovany ireo adidin'izy ireo. Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 24:1