# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mitohy miresaka amin'ireo Israelita i Davida. # mpanjaka eo amin'Israely mandrakizay Ny mety ho heviny dia 1) I Davida sy ireo taranany dia hanapaka an'Israely mandrakizay na 2) Hitohy ny ho mpanjakan'Israely i Davida aorian'ny fitsanganany amin'ny maty. # Israely rehetra D.H: "ny tanin'israely manontolo" na "ireo Israelita rehetra" # hipetraka eo amin'ny seza fiandrianan'ny D.H: "hanjaka amin'ny" na "ho mpanjakan'ny" # fanjakan'i Yaveh, eo amin'Israely. D.H: "Israely, izay fanjakan'Andriamanitra ankehitriny."