# Hebrona Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 23:12. # Jeria Fomba hafa hanononana ny hoe "Jeria". Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 23:19. # voaisa tamin'ny lisitra D.H: "tao anaty lisitra ny anaran'izy ireo" # Tamin'ny taona fahefa-polo nanjakan'i Davida "Raha mbola mpanjaka nandritra ny 40 taona i Davida." # Jazera Izany no anaran'ny lehilahy. # havana 2.700 "Singam-pianakaviana fitonjato sy roa arivo."