# Jizara ... Hebrona Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 23:12. # raharahan'olon-tsotra amin'Israely Izany dia ilazana ny fandraharahan'ny vahoakan'Israely tsy tapaka, tsy mifandray amin'ny miaramila na amin'ny tempoly. D.H: "fandraharahan'ny vahoakan'Israely isan'andro." # Kenania... Hasabia Ireo no anaran'ireo lehilahy. # lehilahy mahay 1.700 "lehilahy mahay fitonjato sy arivo" # asan'i Yaveh sy ny asan'ny mpanjaka D.H: "asa vitan'Yaveh sy ny mpanjaka."