# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Manohy ny lisitry ny mpiandry vavahady izay nanomboka tao amin'ny 26:1 ity. # Semaia ... Obed-edoma Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 26:4 # Ireo havany "Ireo havan'i Semaia" na "isam-pianakavian'i Semaia" # Otny ... Rafaela ... Obeda ... Elzabada ... Eliho ... Semakia ... Meselemia Ireo no anaran'ireo lehilahy. # roa amby enim-polo tamin'izy ireo roa amin'izy ireo - "lehilahy 62" # valo ambin'ny folo ny fitambarany "18 ny fitambarany"