# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Inty no manomboka ny lisitry ny mpiandry vavahady. # Koraïta Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 9:17 # Meselemia Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 9:20 # Kore Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 9:17 # Asafa Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 9:17 # Zakaria Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 9:20 # Jediaela... Zebadia ...Jatniela... Elama... Johanana ... Elihoenay Ireo no anaran'ireo lehilahy. # ny faharoa ... fahatelo ... fahaefatra ... fahafito Mampiseho ny laharana izay nahaterahan'ireo zanaka ity. D.H: "laharana 2... laharana 3... laharana 4 ... laharana 7" na "ny manaraka" ho an'ny tsirairay avy.