# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Manohy ny lisitra izay nanomboka tao amin'ny 25:9 ity. # fahafolo... fahatelo ambin'ny folo Mampiseho ny laharana izay nahavoafidy ireo fianakaviana ity. D.H: "laharana 10... laharana 11... laharana 12... laharana 13" # Simey Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 25:1 # olona miisa roa ambin'ny folo "olona 12" # Azarela Fanononana hafa ny hoe "Oziela" izany ao amin'ny 25:4 # Hasabia Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 25:1 # Sobaela Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 25:4