# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Manohy ny lisitra izay nanomboka tao amin'ny 25:9 ity. # fahenina... fahasivy Mampiseho ny laharana izay nahavoafidy ireo fianakaviana ity. D.H: "laharana 6... laharana 7... laharana 8... laharana 9" # Bokia Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 25:4 # olona miisa roa ambin'ny folo "olona 12" # Jesarela Fanononana hafa ny hoe "Asarela" izany ao amin'ny 25:1 # Jesaia Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 25:1 # Matania Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 25:4