# amin'ny anarany masina D.H: "amin'ny maha-Andriamanitra Azy" # aoka ny fon'ireo izay mitady an'i Yaveh D.H: "aoka ireo isay maniry ny hahafantatra an'i Yaveh tsaratsara kokoa" # Tadiavo Yaveh sy ny heriny; tadiavo mandrakariva ny fanatrehany Ireo andian-teny ireo dia mizara hevitra mitovy ary ampiasaina ho fampisongadinana. D.H: "Tadiavo i Yaveh sy ny heriny; tadiavo ny mba hanakaiky Azy mandrakariva"