# Jebosa Izany dia anarana vonjimaika ho an'ny Jerosalema taorian'ny nandresen'ny Jebosita ny tanàna, tao alohan'ny nandresen'ireo Israelita izany. # Fa Davida naka DH: "Kanefa dia resy ny miaramila'ny Davida # izay, ny tanànan'i Davida DH: "Ary nantsoin'izy ireo hoe tanànan'i Davida izany" # ary dia natao ho mpifehy izy DH: "koa dia nataon'i davida ho mpifehy i Joaba"