# trobaro amin'izany aho DH: "vonoy amin'izany aho" # Raha tsy izany dia ho avy hanararaotra ahy ireo tsy voafora ireo Ny fanambarana ny hoe "tsy voafora" eto dia faniratsirana, milaza fa ireo olona ireo dia vahiny ary tsy manana fifandraisana amin'Andriamanitra. # lavo teo amin'izany DH: "namono ny tenany tamin'izany"