# tsy miasa izy ireo DH: "tsy voatery hanao asa hafa izy ireo" # tsy maintsy nanatanteraka ireo raharaha DH: "tsy maintsy manantanteraka ireo raharahan'izy ireo" # andro aman'alina Izany dia midika hoe "amin'ny fotoana rehetra" ary afaka hadika amin'ny fampiasana fehezanteny na teny avy amin'ny fiteninareo na fomba izay izay manome ny dikany mitovy. # Ireto avy ireo mpitarika ny fianakaviana teo amin'ireo Levita, izay voatanisa tao amin'ny tahirin-tetiaran'izy ireo DH: "Ny lisitrin'ny tantaran'ny fianakaviana anisan'izany ny anaran'ireo mpitarika ny fianakaviana Levita"