plt_tn/zep/03/09.md

8 lines
333 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fa hanome molotra madio ho an'ny vahoaka Aho
Fomba hafa hilazan'Andriamanitra tamin'ny vahoakany ny amin'izay fahamarinana izany.
# Mba hanompo Ahy miaraka
Refesina amin'ny fanirian'izy ireo ny hanompo an'Andriamanitra ny olona, toy ny fandrefesana ny olona rehefa miara-mitsangana amin'ny fikitiana ny soroky ny hafa izy ireo.