32 lines
1023 B
Markdown
32 lines
1023 B
Markdown
|
# Hapetraka eo amin'ny tempolin'i Yaveh ny satro-boninahitra
|
||
|
|
||
|
DH: "Hametraka satro-boninahitra ao amin'ny tempoliko Aho"
|
||
|
|
||
|
# satro-boninahitra
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "satro-boninahitra" dia manondro mpanjaka iray fa manao satro-boninahitra ny mpanjaka.
|
||
|
|
||
|
# Hapetraka eo amin'ny tempolin'i Yaveh
|
||
|
|
||
|
Io andianteny io dia manondro ny mpanjaka sady mpisorona ihany koa, fa manompo ao an-tempoly ny mpisorona.
|
||
|
|
||
|
# Helema, Tobia, sy Jedaia
|
||
|
|
||
|
Jereo ny nandikana ireo anarana ireo tao amin'ny 6:9.
|
||
|
|
||
|
# ho fahatsiarovana ny hatsaram-panahin'ny zanaka lahin'i Zefania
|
||
|
|
||
|
Ireo dikan-teny sasany vaovao dia mandika io andianteny io hoe "ho fahatsiarovana an'i Hena, zanak'i Zefania" na "ho fahatsiarovana ilay tsara fanahy, dia ilay zanaka lahin'i Zefania." Ireo dikan-teny sasany vaovao ihany koa dia mandika ny anarana hoe "Hena" hilazana ny anarana hoe "Josia."
|
||
|
|
||
|
# ireo izay lavitra
|
||
|
|
||
|
Io dia manondro ireo Israelita izay nijanona tany Babylona.
|
||
|
|
||
|
# ka ho fantatrao
|
||
|
|
||
|
Ny hoe "-nao" dia manondro ny vahoakan'Israely.
|
||
|
|
||
|
# tena mihaino
|
||
|
|
||
|
"miheno amin-kitsimpo
|