plt_tn/rev/16/20.md

12 lines
356 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Ity dia ampahany amin'ny lovia fahafiton'ny fahatezeran'Andriamanitra.
# ary tsy hita intsony ireo tendrombohitra
Ny tsy fahafahana mahita ireo tendrombohitra dia hevitra ambadiky ny fitenenana fa tsy misy intsony ny tendrombohitra. DH: "tsy misy tendrombohitra intsony"
# eo amin'ny talenta iray eo
"34 kilograma"