20 lines
717 B
Markdown
20 lines
717 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Ny fitoviana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
|
||
|
|
||
|
# Vavaka nataon'i Davida
|
||
|
|
||
|
"Ity no vavaka izay nosoratan'i Davida"
|
||
|
|
||
|
# Atongilano amin'ny fivavaky ny molotro tsy misy fitaka ny sofinao
|
||
|
|
||
|
Ny fiteny "atongilano ny sofinao" dia manondro fihainoana, ary ny teny hoe "molotra" manondro ireo teny ambaran'ny olona iray. DH: "Mihainoa ny fivavako izay tsy mipololotra avy amin'ny molotra mandainga"
|
||
|
|
||
|
# Aoka ho avy eo anatrehanao ny fanamarinana ahy
|
||
|
|
||
|
Ny "fanatrehana" eto dia manondro ny tenan'i Yaveh. DH: "Ambarao ho tsy manan-tsiny aho"
|
||
|
|
||
|
# avelao ny masonao hijery ny rariny!
|
||
|
|
||
|
"Ny masonao" eto dia manondro izay fantatr'i Yaveh fa marina. DH: "fantatrao fa milaza ny marina aho!"
|