8 lines
662 B
Markdown
8 lines
662 B
Markdown
|
# Tsara kokoa raha miteny aminao izy hoe: "Miakara ety,"
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "miakara" dia midika hoe mifindra eo amin'ny toerana eo amin'ny latabatra izay akaikin'ny mpanjaka. DH: "Tsara ny hanasan'ny olona anao hipetraka akaikin'ny mpanajaka"
|
||
|
|
||
|
# eo anatrehan'ny olo-manan-kaja
|
||
|
|
||
|
Ity fanontaniana ity dia apetraka mba hampisaina ny olona ny amin'ny mety ho tsy nahazoan'izy ireo tsara ny toe-javatra. Ny fomba mety hanalana baraka ilay namana dia azo ambara mazava. DH: "Fa tsy ho hainao izay hatao amin'ny farany rehefa manala baraka anao ny namanao." na "Fa raha manana fanazavana ny namanao, dia hanala baraka anao izy, ary tsy hanan-ko lazaina hiarovan-tena ianao."
|