24 lines
909 B
Markdown
24 lines
909 B
Markdown
|
# ny vavan'ny ratsy fanahy mitelina heloka
|
||
|
|
||
|
Ny fomba fankafizan'ny ratsy fanahy ny fanaovan-dratsy dia resahina toy ny hoe mitelina heloka mora foana tahaka ny fitelomana hanina izy ireo. DH: "mankafy ny fanaovan-dratsy tahaka ny fankafizany ny fihinanan-kanina ny ratsy fanahy"
|
||
|
|
||
|
# ny vavan'ny ratsy fanahy mitelina
|
||
|
|
||
|
Eto dia ny "vavany" no iresahana ny ratsy fanahy. DH: "ny ratsy fanahy mitelina"
|
||
|
|
||
|
# ny ratsy fanahy
|
||
|
|
||
|
Ilazana ny olona ratsy fanahy io. DH: "ny olona ratsy fanahy"
|
||
|
|
||
|
# Vonona ho an'ireo mpaniratsiratsira ny fanamelohana ary ny kapoka ho amin'ny
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "fanamelohana" sy "kapoka" dia azo atao amin'ny endrika matoanteny. DH: "Vonona ny hanameloka sy hikapoka ... Yaveh"
|
||
|
|
||
|
# ny kapoka ho amin'ny lamosin'ny
|
||
|
|
||
|
Azo ampidirina eto ny teny tsy ampy. DH: "vonona ho an'ny lamosin'ny ... ny kapoka" na "vonona ny hikapoka ny lamosin'ny ... Izy"
|
||
|
|
||
|
# kapoka
|
||
|
|
||
|
fikapohana amin'ny karavasy na tsora-kazo
|