16 lines
516 B
Markdown
16 lines
516 B
Markdown
|
# Ny tenin'ny vavako
|
||
|
|
||
|
Eto ny "teny" dia maneho hafatra na fampianarana. Ary koa, ny "vava" dia entina ilazana ilay olona miteny. DH: "Ireo zavatra ampianariko"
|
||
|
|
||
|
# miolakolaka
|
||
|
|
||
|
"diso"
|
||
|
|
||
|
# Mahitsy
|
||
|
|
||
|
"marina sady mazava"
|
||
|
|
||
|
# ireo teniko dia marina ho an'ireo izay mahita fahalalana
|
||
|
|
||
|
Mety hidika io fa ireo izay mahita fahalalana dia hahazo mora foana fa marina ny tenin'ilay miteny. Eto ny "teny" dia maneho hafatra na fampianarana. DH: "ireo izay mahalala ny marina sy ny tsy mety dia mandray izay ampianariko ho marina"
|