plt_tn/php/02/03.md

8 lines
340 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Aza manao na inona na inona amin'ny fitiavan-tena na fanandratan-tena foana
"Aza manompo ny tenanareo na mieritreritra ny tenanareo ho tsara noho ny hafa"
# Tokony tsy hitady izay mahasoa ny tenanareo ihany ny tsirairay aminareo, fa izay mahasoa ny hafa ihany koa
"Aza dia izay ilainareo ihany no tandremena fa izay ilain'ny hafa koa"