plt_tn/num/26/54.md

28 lines
573 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka amin'i Mosesy i Yaveh.
# omenao lova betsaka
Amin'ity andalana ity, ny teny hoe "lova" dia manondro ny tany lovaina. Ny hevitra fenon'io fanambarana io dia afaka atao mazava. DH: "omeo tany maro ho lova"
# izay voaiisa
DH: "izay nisain'ireo mpitarik'Israely"
# tsy maintsy zaraina...ny tany
DH: "tsy maintsy zarainao ny tany"
# amin'ny filokana kisendrasendra
"amin'ny antsapaka"
# ho zaraina...izany
DH: "hizara izany ianao"
# nozaraina ho azy ireo
DH: "ary tsy maintsy mizara ny tany ho azy ireo ianao"